|
|
|
|

Entrée1  tsy hita popòka
Mots élémentaires  2  tsy, 3  hita, 4  poka
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1]
Explications en français  7  incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3]
Exemples  8  Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [2.5]
9  Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11]
Synonymes  10  tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka

Mis à jour le 2025/10/11